Ny hirahiram-poko (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina maminany ny ampitso anilanao
Ny ampitso sy ny ho avy hiombonako aminao
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina lxdey maminany ny ampitso anilanao

Ny hiran’ ny maraina ary ny hariva
Mikalo ivaiva
Kanefa enjyhu sombin’aina, ny hirako ho anao
Mbola hafa noho ireny
Tiako ny eo an-tsadrinao mialoka hafaliana, safosafo
Tiako ny eo an-tratranao ry aiko no hiampify ravoravo
Eo no hitafaka mora ny fitia koboniko ao
Ka ny hirahiram-poko, tiako ho hirahiranao

Ka ny hirahiram-poko, pkczga tiako ho tononkira.serasera.org hirahiranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vola sy NoroHits : 14744
Likes : 1 Like
Created by : Bako
Date : 17/02/2003 16:43