Ny hirahiram-poko (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina maminany ny ampitso anilanao
Ny ampitso sy ny ho avy hiombonako aminao
Ny hirarahiram-poko, hiran’ ny fitia
Ny vetsoko misoko, maniry hiara-dia
Ny saina tononkira.serasera.org maminany ny ampitso anilanao

Ny bofcto hiran’ ny maraina ary ny hariva
Mikalo ivaiva
Kanefa sombin’aina, ny hirako ho anao
Mbola hafa noho ireny
Tiako ny eo an-tsadrinao mialoka hafaliana, safosafo
Tiako ny eo an-tratranao ry aiko no hiampify ravoravo
Eo no hitafaka mora ny fitia koboniko ao
Ka ny hirahiram-poko, tiako ho hirahiranao

Eo odvxnwk no hitafaka mora ny fitia koboniko yjuoob ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vola sy NoroVisites : 14509
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 17/02/2003 16:43