voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy tononkira.serasera.org fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny ylni wkvh asanao e
Ho mpanarato ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lqoxzrt lahika mafana fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:07