Lehibe ny fitiavanao anay Ray o (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny kintana maneho ny hankanton’ny alinany volana manazava ny alina
ny masoandro manazava ny andro
ny rivotra iaignanay maneho ny hankaton’ny zava- boarinao Ray
ny voro-manidin’isan-karazany
Ny ala mameno ny tendrombohitra
ny rano mikorina eny an-tsaha
mamelona ny zava-manan’aina
maneho ny hankaton’ny zava-boaarinao Ray
Misaotsy e, misaotsy e lehibe (ny) fitiavanao anay Ray o
misaotsy e misaotsy e (ny) fitiavanao no mampisy anay
misaotsy e misaotsy e, Fanahinao manamasy anay Ray o
misaotsy e misaotsy e navahanao amy zava-boaary ahay
Misaotsy anao ahay Ray o atety lahy ny hasy omenay anao
misaotsy Anao ahay Baba ny dera sy ny voninahitra ho Anao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba
Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba misaotsy e
ahay Baba misaotsy e
nahazo gn’ andro androany e
nomenao panamasy ahay e
nomenao piarakandro ahay e
misaotsy ragnandria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 06:59