atombohy ety (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atomboy ety ,an-tany ety  e!
Ny kvxageer fitiavana nomen’ i Jesoa anao qedfnum !
Ny lanitra no paradisa
Ampanantenein’i Jesoa anao sxcgpouc

Aio io Aio io Inty aho Jesoa
Aio io Aio io Iraho Aho Jesoa

Tsisy afaka mankany amin'ny Ray
Raha tsy amin’ ny Anarany
Jesoa no Lalana  sy Fahamarinana
Ary Fianana mandrakizay

Tano aho Jesoa tsy hiala anao
Fikiro aho ho eo an-tananao
F’ianao no lalana tononkira.serasera.org sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127