Feregneso (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay gne fandefera mba hiaignanay
Esory aminay gne valifaty ratsy tsy mahasoa anay Tompo o
Ny fitiavanao no tamainay iainanay
Omboto aminay gne tendrom-po tsy mba namana
Omboto aminay gne tendrom-po tsy mba namana

Mangaihay ahay Tompo, la enganao, mitagny
Mangetraketraky ahay, la enganao, mitagny
Harobaho gne fiaigna laha tsisy anao Tompo mitagny
Trobo ahay, la enganao Tompo

Am-panetre-tena aho Tompo o no italahoako Aminao
Mba vahao ho afaka amin’ny fatora mamatotsy e
Laha hisitahanao ahay Tompo o
Tsisy n’inoninona azonay atao
Mba vahao ho afaka aminay fatora mamatotsy e

Mila anao ahay Tompo o
Mba atreho gne fiainanay
Ka hetea gnaratianay iii

Feregneso nge jainao
Feregneso Feregneso ahay Tompo o
Ka hetea, ka hetea gne ditsinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 06:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727