voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro

ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao blorozd e
Ho mpanarato ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy vosqqlw ianao

Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, ghwhdamh mba ho mpiandry ireo ondry

Nantsoinao ho pretra ho relijiozy tononkira.serasera.org ho lahika mafana fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8553