voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato ho mpanarato iqxf olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo obssczql tononkira.serasera.org o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana fo
cxfm
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro
ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato ho mpanarato iqxf olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao
Tena tsy mendrika aho, Tompo obssczql tononkira.serasera.org o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry
Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana fo
cxfm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 776
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 28/12/2023 08:07
