Fo faly (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro wvprkpkn ny mofo atolotray,
ovao ho vatan’i Jesoa
Hitondra aina tononkira.serasera.org vao ho anay,
Mba raiso Tompo, ho famonjena anay
Fo faly e e no anolorana izany aminao e!
Mba raiso Tompo mnbd ô ho sorona Ankasitrahanao
2-Indro ny divay atolotray,
ovao ho ran’i Jesoa
Hampihavana anay
Mba raiso Tompo hihavanana Aminao
3-Ny fiainanay atolotray
miaraka amin’ny soron’i Jesoa
Hitondra famonjena ho ooywqqn anay
Mba raiso Tompo ho Sorona ankasitrahanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 1243
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 30/10/2023 09:15