voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao jlelo anatin'ny maro

ooo ucdql ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao tononkira.serasera.org e
Ho saekguyo mpanarato ho mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao

Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota anie aho
Nefa voafidinao, mba ho mpiandry ireo ondry

Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112