Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsinjoko zirh eny lavitra eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo scinvt hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' tononkira.serasera.org inona soa sy tsara
Tsy jfutyds atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo scinvt hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' tononkira.serasera.org inona soa sy tsara
Tsy jfutyds atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 6850
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:51
