Dia izay sisa (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa teo izy hatrin’ny omaly
Nitady anao, tononkira.serasera.org nijery anao
Nipitrapitra toa zngyagaa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba fijeriny rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny alahelo tsy mety lqsrlznj ho tana
Izy hono any mila ho yhpb adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Nitady anao, tononkira.serasera.org nijery anao
Nipitrapitra toa zngyagaa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba fijeriny rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny alahelo tsy mety lqsrlznj ho tana
Izy hono any mila ho yhpb adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 9146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 17:56
