Dia izay sisa (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa teo izy lqxsrczs hatrin’ny omaly
Nitady hpfq anao, nijery anao
Nipitrapitra toa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa fyxd am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba tononkira.serasera.org fijeriny rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny alahelo tsy mety ho tana
Izy hono any mila ho adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Nitady hpfq anao, nijery anao
Nipitrapitra toa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa fyxd am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba tononkira.serasera.org fijeriny rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny alahelo tsy mety ho tana
Izy hono any mila ho adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 9138
Likes : 0 Like
Created by : Oullias
Date : 24/12/2002 17:56
