Dia izay sisa (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa teo izy hatrin’ny omaly
Nitady anao, nijery anao
Nipitrapitra toa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba fijeriny tononkira.serasera.org rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! hpjm Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny kchp alahelo tsy mety ho tana
Izy hono any mila ho adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho gnuuyfvi avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Nitady anao, nijery anao
Nipitrapitra toa tomany
Nanjary tsy dia be lazao
Efa am-bolana tsisy taratasy
Efa trotraka nangasihasy
Izay hira izay
No mba fihainony isan-kariva
‘Zay sisa
Ilay sary iray
No mba fijeriny tononkira.serasera.org rehefa madiva
‘Zay sisa
Oh! hpjm Oh! Oh!
Ireo hatsiaka mamanala
Ilainy aminao mba hanafana
Ny kchp alahelo tsy mety ho tana
Izy hono any mila ho adala
Efa amam-bolana izy tsy mba niantso
Milaza ho gnuuyfvi avy nefa: andraso andraso !
Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo J'HayVisites : 9136
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Oullias
Date : 24/12/2002 17:56
