Avia fa ... (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy ianao
Ho tononkira.serasera.org mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako gbmrmhye any
Izy hono hoe mbola xofwxco eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay araxkb tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Ho tononkira.serasera.org mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako gbmrmhye any
Izy hono hoe mbola xofwxco eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay araxkb tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 14:37
