Divaorsa (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivadibadika isaky tononkira.serasera.org ny alina aho
Tsy mahita tory
Miandry ny maraina cgxd
Hiposaka indray
Rehefa mandeha isa-maraina ianao
Ho any am-pianarana
Izaho ery lavitr’ery
Mitazana , manarangarana
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: Ilay Dada vaovao
Nofinidin’Ineny ho anao
No hanoro ncsfrri ny lalana izoranao
Ilay Dada vaovao
mvuwtmoc Nofinidin’Ineny ho anao
No handidy sy hanapaka ny fiainanao
Ny fanjakana sy ny lalàna
No nilaza izao
Ineny ihany no afaka
Hanabe anao
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: ...
Tsy mahita tory
Miandry ny maraina cgxd
Hiposaka indray
Rehefa mandeha isa-maraina ianao
Ho any am-pianarana
Izaho ery lavitr’ery
Mitazana , manarangarana
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: Ilay Dada vaovao
Nofinidin’Ineny ho anao
No hanoro ncsfrri ny lalana izoranao
Ilay Dada vaovao
mvuwtmoc Nofinidin’Ineny ho anao
No handidy sy hanapaka ny fiainanao
Ny fanjakana sy ny lalàna
No nilaza izao
Ineny ihany no afaka
Hanabe anao
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/06/2003 15:57
