Ginagina (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io fa mipitrapitra
Tsy nahita
Mipitrapitra
Tsy nahita ô

Miherikerika etsy sy eroa
Midoboka tpczgjow amponga hendratrendratra ny fo
Angamba tsy ho avy iny andraso kely aloha
Hay mbola latsaka dimy ny amin’ny roa

Ny ho avy tsy ho avy no mifanditra ao an-doha
Nefa vao omaly ny omaly no jzapn nanao rendez-vous
Dify izao ilay ora dify tokoa
Andrasako ihany fa maninona moa

Raha vao tsinjoko avy lavitra hodiko tsy jerena
Angamba heveriny amin’ny telo ny atxoeqf fotoana nomena
Sa kosa misy embouteillage, ny andro moa tsena
K’aleo aloha ny tsiny tsy omena

Nankaiza nankaiza ikala anona iny
Ny famatarandro efa manondro amin’ny dimy
Ny tononkira.serasera.org hany azo atao dia ny misafosafo loha
Gina dia gina ity fa voa

Ginagina tsy nahita, ginagina teo!

http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0167