Ginagina (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io fa mipitrapitra
Tsy nahita
Mipitrapitra
Tsy nahita ô

Miherikerika etsy tononkira.serasera.org sy eroa
Midoboka amponga hendratrendratra ny fo
Angamba tsy ho avy iny andraso kely aloha
Hay mbola latsaka dimy ny amin’ny roa

Ny ho avy hrgbwfz tsy ho avy no mifanditra ao an-doha
Nefa vao omaly ny omaly no nanao rendez-vous
Dify izao ilay ora dify grrvety tokoa
Andrasako ihany fa maninona moa

Raha vao tsinjoko avy lavitra hodiko tsy jerena
Angamba heveriny amin’ny telo ny fotoana nomena
Sa kosa misy embouteillage, ny andro moa tsena
K’aleo aloha ny tsiny tsy omena

Nankaiza nankaiza ikala anona iny
Ny famatarandro ohbkob efa manondro amin’ny dimy
Ny hany azo atao dia ny misafosafo loha
Gina dia gina ity fa voa

Ginagina tsy nahita, ginagina teo!

http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 5858
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 22/10/2001 00:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123