Ginagina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io fa mipitrapitra
Tsy nahita
Mipitrapitra
Tsy nahita ô
Miherikerika etsy sy eroa
Midoboka amponga hendratrendratra ny fo
Angamba tsy svgazf ho avy iny andraso kely aloha
Hay mbola latsaka dimy ny uwrx amin’ny roa
Ny ho avy tsy ho avy no mifanditra ao an-doha
Nefa vao omaly ny omaly no nanao rendez-vous
Dify izao ilay ora dify tokoa
Andrasako ihany fa maninona moa
Raha vao tsinjoko avy lavitra hodiko tsy jerena
Angamba heveriny amin’ny telo ny fotoana nomena
Sa kosa misy embouteillage, ny andro moa tsena
K’aleo aloha ny tsiny tsy dxpvswe omena
Nankaiza nankaiza ikala anona iny
Ny famatarandro efa manondro amin’ny dimy
Ny hany azo atao dia tononkira.serasera.org ny misafosafo loha
Gina dia gina ity fa voa
Ginagina tsy nahita, ginagina teo!
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 5990
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 22/10/2001 00:10