Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy saqcifar natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy lidiaz ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy tononkira.serasera.org ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro bcbkeobr hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy lidiaz ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy tononkira.serasera.org ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro bcbkeobr hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 10336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10
