Be dia be (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bnwfbsi Be dia be ny efa nataonao ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be mxrul ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
tononkira.serasera.org Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
aewgrh Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be mxrul ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
tononkira.serasera.org Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
aewgrh Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 8970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/10/2002 19:58
