Saingy tiana ve (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mamaly
O mba mijere
Iantrao ity fo tomany
Maniry ny fbnyqu ho tiana
Hamerina sfcsld ireo dina
Mba lalovy re
Na dia lxxjev hoe, na dia hoe
Anio ihany.

Ireo molotrao sy ny tsikiny fahiny
Ny feonao izay manako ankehitriny
Tsaroako ireo
Fa nitondra hafaliana ho ahy
Kanefa izao
Zary ratrako am-panahy

Dify ny tononkira.serasera.org masoandro
Lasa koa ianao
Saingy tiana ve
No antsoina tsy mandre

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111