voafidinao (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tanteraka aho, Tompo o
Tsy lavorary iii
Tsy fanaperana akory aho
Nefa voafidinao, tao anatin'ny maro

ooo ooo ooo
Voafidinao aho hitory ny hafatrao e
Voafidinao aho hanohy ny asanao e
Ho mpanarato ho jvbpjp mpanarato olona
Tompo o, inty aho, fa miantso ahy ianao

Tena tsy mendrika aho, Tompo o
Tsinotsinona akory
Tena mpanota ldlhm anie aho
Nefa voafidinao, mba jwrpsmma ho mpiandry ireo tononkira.serasera.org ondry

Nantsoinao ho pretra ho relijiozy ho lahika mafana fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114