Rehefa injay (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa injay ny hasambarana
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy ato an-tratrako
Dia manjary zava-batrako
Ny miantso anao hiaraka timeub amiko
Mba hogoka pspleu izay mba mamiko
Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho tononkira.serasera.org hanarina
Fa ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana
Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tafaraka mvqg mamindra
Ny fidoboky ny fo
Fa mandriga ka tsy toha
Rehefa injay ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia miangavy sy mitalao
Ka miandry anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy ato an-tratrako
Dia manjary zava-batrako
Ny miantso anao hiaraka timeub amiko
Mba hogoka pspleu izay mba mamiko
Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho tononkira.serasera.org hanarina
Fa ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana
Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tafaraka mvqg mamindra
Ny fidoboky ny fo
Fa mandriga ka tsy toha
Rehefa injay ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia miangavy sy mitalao
Ka miandry anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4533
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 23/06/2002 16:52
