Rehefa injay (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa injay ny hasambarana
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy ato an-tratrako
Dia manjary zava-batrako
Ny miantso anao hiaraka amiko
Mba hogoka izay mba mamiko

Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho hanarina
Fa tononkira.serasera.org ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana

Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tafaraka mamindra
Ny kiotnecz fidoboky ny fo
Fa mandriga ka tsy toha

Rehefa injay xeefltf ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia miangavy sy jvge mitalao
Ka miandry anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanja Andriamanantena
Visites : 4534
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HASINA
Date : 23/06/2002 16:52
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1271