Rehefa injay (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa injay ny awxkq hasambarana
Indro toa manarangarana
Mitady hilasy ato an-tratrako
Dia qbmyih manjary zava-batrako
Ny miantso anao bdeuv hiaraka amiko
Mba hogoka izay mba mamiko

Rehefa maloka ny androko
mitampify ilay masoandroko
ka mila tanana aho hanarina
Fa ny fiainako mivarina
Ny miandry anao no manavanana
Ny manahirana ikambanana

Nefa eo indrindra indrindra
No tsy tononkira.serasera.org tafaraka mamindra
Ny fidoboky ny fo
Fa mandriga ka tsy toha

Rehefa injay ilay saiko adala
Mikaroka ny hahalala
Izay tahiry ka koboninao
Dia miangavy sy mitalao
Ka miandry anao hizara izay manjo
Sy ny rakitra fonosinao am-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 4536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 23/06/2002 16:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1145