Antso (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra
    Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra
    Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao

Fiv. Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
       Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho
   tononkira.serasera.org     Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho
       Ka ny andro androany no ilazako amy sxvvm Tompo fa Izy irery Izy irery ihany
       jmpdnzcf Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
       Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao
       Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou
       Tompo o Andriamanitra Ianao
       Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy
fhihwun       N’aiza n’aiza misy ahy

2. Ny androko rehetra atolotr’Azy
    Ka ny hazavany no hanjak’ao
    Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 18038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 17:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119