Ento aty (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilaina akory ny mitomany
Tsy ilaina akory ny manontany
Fa tsy hisy iray mety hiaino anao

Raha mihamavesatra buenomp ny adi-tsaina
Mivangongo mila hanapaka aina
Havalony hatreo dia aoka hijanona

Ento aty, eny ento aty
Angony dia atolory ahy
Fa ho tononkira.serasera.org ataontsika hira ccyb dia ho potika

Nahoana no hamindro, hamindro lava izao
Tsy voahozona hiafy ianao
Fa be ny zavatra efa diso tety

Tsy ilaina elnftqcu akory ny mimenomenona
Tsy ilaina akory ny mipenipenina
Fa be ny zavatra efa diso tety




http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116