TSARA TENA TSARA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara tena tsara ny mihira
E! tena mamy toa tantely zsbjw tsy afaka ao am-bava
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po
Ho Anao sczwg Jesoa tia ny fiainako ho Anao
Hihira aho ho Anao dieny mbola misy aina

Ka raha mbola misy tononkira.serasera.org fofon'aina
Tsy hitsahatra aho ny hidera Anao fa tsara ny antranao

Ho Anao Jesoa tia ny fiainako ho Anao
Hihira aho ho Anao dieny mbola ptljfqy misy aina

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 821
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 19/03/2024 11:17