Mangina (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangina aho lesy an
raha hilaozan’ialahy eh
mandehana ho an
mahazoa ny tadiavin ialahy eh
afaka hiandry owrzsny indray eh
ny voa nafafiko ho an hmzxpl ialahy eh
Taho sisa
an-jaridaina, ny ravina nihintsana tsy maina
iza no hitomany
ny aty sa ny any eh
fahamarinana hijoroko
hisedra izay misokooo
Efa nataoko izay rehetra mety
nampodiako ianao nefa hianao imbhr tsy nety eee
efa nataoko izay rehetra soa
kanefa ianao tsy nivaky loha
Tsy nampoiziko ianao
no nahavita izao eh
fa toa tononkira.serasera.org kilalao ihany ny niarahako taminao
hafanana safosafo ihany
fahafinaretan’y tany ehhh
raha hilaozan’ialahy eh
mandehana ho an
mahazoa ny tadiavin ialahy eh
afaka hiandry owrzsny indray eh
ny voa nafafiko ho an hmzxpl ialahy eh
Taho sisa
an-jaridaina, ny ravina nihintsana tsy maina
iza no hitomany
ny aty sa ny any eh
fahamarinana hijoroko
hisedra izay misokooo
Efa nataoko izay rehetra mety
nampodiako ianao nefa hianao imbhr tsy nety eee
efa nataoko izay rehetra soa
kanefa ianao tsy nivaky loha
Tsy nampoiziko ianao
no nahavita izao eh
fa toa tononkira.serasera.org kilalao ihany ny niarahako taminao
hafanana safosafo ihany
fahafinaretan’y tany ehhh
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : TselatraVangy : 7353
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rantoarison
Daty : 25/05/2006 11:56
