Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mangina (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangina aho lesy an
raha hilaozan’ialahy eh
mandehana ho an
mahazoa ny tadiavin tononkira.serasera.org ialahy eh
afaka hiandry indray eh
ny voa nafafiko ho hqflqrit an ialahy eh
Taho sisa
an-jaridaina, ny ravina nihintsana tsy maina
iza no hitomany
ny aty sa ny any eh
fahamarinana hijoroko
hisedra izay misokooo
Efa nataoko izay phapyg rehetra mety
nampodiako ianao nefa hianao tsy nety mqfzpt eee
efa nataoko izay rehetra soa
kanefa ianao tsy nivaky loha
Tsy nampoiziko ianao
no nahavita izao eh
fa toa kilalao ihany ny niarahako taminao
hafanana safosafo ihany
fahafinaretan’y tany ehhh

--------
Lien:
A propos
Artiste : TselatraVisites : 7415
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rantoarison
Date : 25/05/2006 11:56