Gasy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana amin’ny fanahy ratsy
Aoka tsy hiady f’iray ihany ity nosy
Na samy hafa fombafomba tsy mitovy

Tia fihavanana
Fifankatiavana
No ahafantarana ny fgegovsf tena malagasy
Ny tononkira.serasera.org fahendreny koa
tsy manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy

Iray ihany rehefa malagasy
Iray aina ary koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela hampizara
Fa malagasy mikatsaka ny tsara

Source: wydsyoa http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html uzfxn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329