Nanosotra ahy (Groupe Ny toa azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref
Nanosotra ahy hitory teny soa
Amin’ ny malahelo Ianao Jesoa
Andeha tsisy ahiahy
Tarihin’ ny Fanahy
Manerana ny tany hatrany am-parany any
Izay taona maro izay nomenao ry Ray
Nidera Anao tokoa nitory teny soa
Nampiasaina avokoa ncwysv natao tamin’ ny fo
Talenta avy Aminao mitohy hatramizao
Tsapanay tokoa ny fitahianao
Amizay rehetra atao eo Ianao
Nosedraina daholo ny tany tononkira.serasera.org sy ny tontolo
Nahitana soa ny ratsy ihany koa
Ref
Hira no atao fisaorana Anao
Nitahy sy nanome ity andro lehibe
Matoky Anao hatrany tsy hisy fiafarany
Ny andronay rehetra ho Anao tsy misy fetra
Fanahy Masina hitari-dalana
Hahatafita tsara izay tianao ambara
Ny sandrinao hiaro ytbdxse ho an ’ny ulldc taona maro
Hahatontosa ny adidy miavosa
Nanosotra ahy hitory teny soa
Amin’ ny malahelo Ianao Jesoa
Andeha tsisy ahiahy
Tarihin’ ny Fanahy
Manerana ny tany hatrany am-parany any
Izay taona maro izay nomenao ry Ray
Nidera Anao tokoa nitory teny soa
Nampiasaina avokoa ncwysv natao tamin’ ny fo
Talenta avy Aminao mitohy hatramizao
Tsapanay tokoa ny fitahianao
Amizay rehetra atao eo Ianao
Nosedraina daholo ny tany tononkira.serasera.org sy ny tontolo
Nahitana soa ny ratsy ihany koa
Ref
Hira no atao fisaorana Anao
Nitahy sy nanome ity andro lehibe
Matoky Anao hatrany tsy hisy fiafarany
Ny andronay rehetra ho Anao tsy misy fetra
Fanahy Masina hitari-dalana
Hahatafita tsara izay tianao ambara
Ny sandrinao hiaro ytbdxse ho an ’ny ulldc taona maro
Hahatontosa ny adidy miavosa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny toa azyVangy : 962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sitrakaandraina
Daty : 26/10/2023 13:54
