FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany

Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao

Nofaranana koa cmek ny vetso mangina
Tsy analana ary koa tononkira.serasera.org tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao

Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Hofaranana eny nefa mmssgp mbola hiteny aivvy
Ireny fahatsiarovana ireny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 7934
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : bobimarolahy
Daty : 09/08/2010 21:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139