Aiza izy izay? (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny ahitra ao andrefan-tanàna any a
Niarahanay nanala
Ny rindrina lelafin’ny orana
Tsy haharitra ny taona

Fiv: ô ô ô modia modia
  ejloz      F’efa hariva anie izany andro
       ô ô ô modia modia
       Miandry anie ny ao an-tanàna

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny varavarankely ery ambony
Miempaka toa hiala
Ny orana mandady ny rindrina
Mamaritra tomany

Fiv:

Aiza izy izay no kjporab tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto nuzkxxzl intsony
Ery an-dohasaha lonaka
Mba lasa saina ihany
Manjohy miakatr’ tononkira.serasera.org iny havoana iny aho e
Tsy hita izay hantsoina

Fiv:

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mireille
Vangy : 43286
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nanaingo
Daty : 22/01/2006 08:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333