FIFANDEFERANA (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany
Ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety
Ho foana ny fifandrafiana
Ho foana ny ouxpik korontana
Hatramin’ny tononkira.serasera.org goavana sy madinika indrindra
Ovay indray izay tsy nety taloha
Nampisy ny ady sy fifanolanana
Izay tsy mahasoa
No tsy tsara ihany koa
ref: Kanefa ilaina
Indrindra amin’izay
jztul Hananan’ny tsirairay
Ao amin’ny tsirairay
Ny gtdsynuv fifandeferana
Raha vao misy kely
Mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao aza
Ny handamina izany
Tsy mety fa mitatra ihany
Ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety
Ho foana ny fifandrafiana
Ho foana ny ouxpik korontana
Hatramin’ny tononkira.serasera.org goavana sy madinika indrindra
Ovay indray izay tsy nety taloha
Nampisy ny ady sy fifanolanana
Izay tsy mahasoa
No tsy tsara ihany koa
ref: Kanefa ilaina
Indrindra amin’izay
jztul Hananan’ny tsirairay
Ao amin’ny tsirairay
Ny gtdsynuv fifandeferana
Raha vao misy kely
Mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao aza
Ny handamina izany
Tsy mety fa mitatra ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MiradoVangy : 6922
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : babylove
Daty : 09/12/2007 22:38
