FIFANDEFERANA (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany
Ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety
Ho foana ny fifandrafiana
Ho foana ny korontana
Hatramin’ny goavana sy madinika indrindra

Ovay indray izay tsy nety taloha
Nampisy ny ady sy fifanolanana
Izay tsy mahasoa
No tsy tsara ihany koa

ref: Kanefa ilaina
Indrindra amin’izay
Hananan’ny tsirairay
Ao amin’ny tsirairay
Ny fifandeferana

Raha vao misy kely
Mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao aza
Ny handamina izany
Tsy mety fa mitatra ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 5671
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : babylove
Daty : 09/12/2007 22:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011