Hody aminao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hody,hody aminao ry akaniko taloha
Miverena,
Nandao anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any an-kafa dia tsara noho wcxcna ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org ry tanànako dfcoler taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao anao
Miverena, miverena, miverena
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ljvo ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO
Jerôme Randria.
Miverena,
Nandao anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any an-kafa dia tsara noho wcxcna ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny fitiavanao tononkira.serasera.org ry tanànako dfcoler taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao anao
Miverena, miverena, miverena
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ljvo ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO
Jerôme Randria.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 4268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HASINA
Daty : 03/08/2003 17:07
