FIFANDEFERANA (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga ihany
Ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety
Ho foana ny fifandrafiana
Ho foana ny korontana
Hatramin’ny goavana sy madinika indrindra
Ovay indray izay tsy nety tononkira.serasera.org taloha
Nampisy ny ady sy srycmag fifanolanana
Izay tsy mahasoa
No owtppcq tsy tsara ihany koa
ref: Kanefa ilaina ryol
Indrindra amin’izay
Hananan’ny tsirairay
Ao amin’ny tsirairay
Ny fifandeferana
Raha vao misy kely
Mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao aza
Ny handamina izany
Tsy mety fa mitatra ihany
Ny fiainana eto an-tany
Mahagaga ihany fa tsy mety
Ho foana ny fifandrafiana
Ho foana ny korontana
Hatramin’ny goavana sy madinika indrindra
Ovay indray izay tsy nety tononkira.serasera.org taloha
Nampisy ny ady sy srycmag fifanolanana
Izay tsy mahasoa
No owtppcq tsy tsara ihany koa
ref: Kanefa ilaina ryol
Indrindra amin’izay
Hananan’ny tsirairay
Ao amin’ny tsirairay
Ny fifandeferana
Raha vao misy kely
Mahatohina ny fo
Raha vao misy kely azo iadiana
Na azo atao aza
Ny handamina izany
Tsy mety fa mitatra ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MiradoVangy : 6745
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : babylove
Daty : 09/12/2007 22:38
