afa-po (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
afa-po, tahaka ny fangala-piery
efa tofoka ka aoka izay
aleoko singan’ olo-manirery
toy izay roa ka hifampahory
fantatrao ny efa uakpoikx tsy fitiavako
ka ny mety dia misaraka ihany
ka andeha vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny hafa ianao
ka mba akipakay
mba henoy izay zavatra ho teneniko
fa aza dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako, ndrematoa o!
ny soa nifanaovana twokwsz ataovy ao an-tsaina
ianao ny namoizako ny hafa
ianao no tononkira.serasera.org efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto
ny andro efa alina o, ny tenako malemy
nakipaky ny hafa ianao ka mba akipakay bacp
efa tofoka ka aoka izay
aleoko singan’ olo-manirery
toy izay roa ka hifampahory
fantatrao ny efa uakpoikx tsy fitiavako
ka ny mety dia misaraka ihany
ka andeha vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny hafa ianao
ka mba akipakay
mba henoy izay zavatra ho teneniko
fa aza dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako, ndrematoa o!
ny soa nifanaovana twokwsz ataovy ao an-tsaina
ianao ny namoizako ny hafa
ianao no tononkira.serasera.org efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto
ny andro efa alina o, ny tenako malemy
nakipaky ny hafa ianao ka mba akipakay bacp
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 8732
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:46
