afa-po (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
afa-po, tahaka ny fangala-piery
efa tofoka ka aoka izay
aleoko singan’ olo-manirery
toy izay roa tononkira.serasera.org ka hifampahory
fantatrao ny efa tsy fitiavako
ka ny mety dia misaraka ihany
ka andeha vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny hafa ianao
ka mba akipakay
mba henoy izay zavatra ho teneniko
fa aza ovzrb dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako, ndrematoa o!
ny soa zkkieyx nifanaovana ataovy ao an-tsaina
ianao ny namoizako kfjhtovr ny hafa
ianao no efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto
ny andro efa alina o, ny tenako malemy
nakipaky ny hafa ianao ka mba akipakay
efa tofoka ka aoka izay
aleoko singan’ olo-manirery
toy izay roa tononkira.serasera.org ka hifampahory
fantatrao ny efa tsy fitiavako
ka ny mety dia misaraka ihany
ka andeha vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny hafa ianao
ka mba akipakay
mba henoy izay zavatra ho teneniko
fa aza ovzrb dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako, ndrematoa o!
ny soa zkkieyx nifanaovana ataovy ao an-tsaina
ianao ny namoizako kfjhtovr ny hafa
ianao no efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto
ny andro efa alina o, ny tenako malemy
nakipaky ny hafa ianao ka mba akipakay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naka RabemanantsoaVisites : 8779
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 29/05/2007 11:46
