afa-po (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
afa-po, tahaka ny fangala-piery
efa tofoka ka aoka izay
aleoko singan’ miugakb olo-manirery
toy izay roa ka hifampahory
fantatrao ny efa tsy fitiavako
ka ny mety dia misaraka ihany
ka andeha sazn vonjeo ilay toeranao fahiny
nakipaky ny hafa ianao
ka mba akipakay


mba henoy izay zavatra ho teneniko
fa aza dia sendaotra ambony ihany
na tsy tianao aza ny tenako, ndrematoa o!
ny soa nifanaovana ataovy tononkira.serasera.org ao an-tsaina
ianao ny namoizako ny hafa
ianao no efa nantenaiko
avelao aho mba hialokaloka eto
ny andro efa alina o, ny pzygdx tenako malemy

nakipaky ny hafa ianao ka mba akipakay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124