injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa mampitalaho

Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina dia lasa voaroka
Kinanjo manjombona wvpthcvt ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.

Ny tany, ny hatanorana
Dia tononkira.serasera.org tedbexo tena tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory

svxl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509