MPANAKANTO (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manolontena hanao fiderana
Ity hirako ity natao tam-pitia
natafinao Fiderana ireo fanahy
Zay reraka hany ka nahazo aim-panahy
Ref.:Olona maro ampandriana lazin’ny aretina
No voavanginao
Teny mahery velona nasianao apijqlt feony
dlujt jyaxr No natolotrao
Ka ho tahiana tokoa tononkira.serasera.org anie ianao
Ny Tompo no hamaly anao
Tohizo hatrany izao dianao izao
Fa izy homba anao
Nefa raha azo toa ka ianao no maba sendra ady
Mba zovy no hihira ho anao
Toy izay nataonao
Ny Ray no haniraka anjely izay hampahery
Hitory fiadanana hampitraka anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HantatianaVangy : 4918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 20/11/2001 01:11