Miholiholy (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraindraina, mangingina
Velon-kira wpqlsjsa ny voaàry, mahaliana
Miantso ymtc ho tiavina, te-ho tiana

Iry hitsikitsika miriaria
Itsy maroandavaka mikodiadia
Manara-morondranomaria

Injany miholiholy anaty
Feo mozika mamaky ambiaty
Antso Malala sarihan-tsioka
Injao tononkira.serasera.org mitrebona toa ambioka

Kisarisary maro mitambolombolona
Kanto, fy ery, tsy hita ho tononona
Atao akory moa, mielatrelatra ny fo
Izao maraina yvajkydw izao, miemponempona tokoa


Tonony sy feony : VAHÖMBEY, septambra 2016?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vahombey
Visites : 2461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/11/2017 12:51
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112