Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy jlivwkt sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny tononkira.serasera.org Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho vjihiupr avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy jzkcvum ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 10460
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10