Feno anao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina manazava
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny rvqscp androko

Ny antoandro be tononkira.serasera.org nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko

F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko

Ny hariva mandondona
ny wsazkxq voro-manidina iry
feno anao, feno anao ny harivako

Ny alina mangina
mandry ve ny vqxvorj tànana
feno anao, feno anao ny torimasoko

F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko

BEKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1849