Amoron-dàlana (Fianarantsoa) (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amoron-dàlana aho tononkira.serasera.org indray hariva izay
niandry fiarakodia hodiana  any  aminay
sendra nandalo ialahy nahita ahy samirery
ka nampandroso anahy tao anaty dmicv ny fiarakely

Tsy hohadinoiko  anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, udmophtt ny ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany

Manerikerika ilay Fianarantsoa
misy malaina ity fizahoana soa
nahatsiarotsiaro izaho hoe aiza izao ialahy
nianavaratra hono fa maro ny asa

Tsy hohadinoiko anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany

Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
mitondra hafatra ho sora-tànana
salama ny aty hoy ny tany rehetra
hoy ny havana etsetra etsetra

Tsy azo hadinoina anie exjivp ity nositsinka ity
any ny havana sy ny ankany
miolakolana ny fiainana an-tany
ny fitiavako mahitsy hatrany.

BEKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144