Amoron-dàlana (Fianarantsoa) (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amoron-dàlana aho indray hariva izay
niandry fiarakodia hodiana any aminay
sendra nandalo ialahy nahita ahy samirery
ka nampandroso anahy tao anaty ny fiarakely
Tsy hohadinoiko tononkira.serasera.org anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ny ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany
Manerikerika ilay Fianarantsoa
misy malaina ity fizahoana soa
nahatsiarotsiaro izaho hoe aiza izao ialahy
nianavaratra hono fa maro ny asa
Tsy hohadinoiko anie izany dpwbnmge làlana izany
any ny havako, ny namako, ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
mitondra hafatra ho sora-tànana
salama qhfisg ny aty hoy ny tany rehetra
hoy ny havana etsetra etsetra
Tsy azo hadinoina anie clfpp ity nositsinka ity
any ny havana sy ny ankany
miolakolana ny fiainana an-tany
ny fitiavako mahitsy hatrany.
BEKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 8151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rota
Date : 30/11/2005 18:32