Amoron-dàlana (Fianarantsoa) (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amoron-dàlana aho indray hariva izay
niandry fiarakodia hodiana any aminay
sendra nandalo ialahy nczgkf nahita ahy samirery
ka nampandroso anahy tao anaty ny fiarakely
Tsy hohadinoiko anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ny ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako tononkira.serasera.org mahitsy hatrany
Manerikerika ilay Fianarantsoa
misy malaina ity fizahoana soa
nahatsiarotsiaro izaho hoe aiza plecrk izao ialahy
nianavaratra hono fa maro ny bwrfzcdm asa
Tsy hohadinoiko anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
mitondra hafatra ho sora-tànana
salama ny aty hoy ny tany rehetra
hoy ny havana etsetra etsetra
Tsy azo hadinoina anie ity nositsinka ity
any ny havana sy ny ankany
miolakolana ny fiainana an-tany
ny fitiavako mahitsy hatrany.
BEKOTO
niandry fiarakodia hodiana any aminay
sendra nandalo ialahy nczgkf nahita ahy samirery
ka nampandroso anahy tao anaty ny fiarakely
Tsy hohadinoiko anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ny ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako tononkira.serasera.org mahitsy hatrany
Manerikerika ilay Fianarantsoa
misy malaina ity fizahoana soa
nahatsiarotsiaro izaho hoe aiza plecrk izao ialahy
nianavaratra hono fa maro ny bwrfzcdm asa
Tsy hohadinoiko anie izany làlana izany
any ny havako, ny namako, ankany
miolakolana ny mianatsimo any
ny fitiavako mahitsy hatrany
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
mitondra hafatra ho sora-tànana
salama ny aty hoy ny tany rehetra
hoy ny havana etsetra etsetra
Tsy azo hadinoina anie ity nositsinka ity
any ny havana sy ny ankany
miolakolana ny fiainana an-tany
ny fitiavako mahitsy hatrany.
BEKOTO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 8233
Likes : 0 Like
Created by : rota
Date : 30/11/2005 18:32
